Dernières nouvelles

Propos …flous

profil

En dépit de ce qui les divise, les présidents Marc Ravalomanana, Andry Rajoelina et Hery Rajaonarimampianina ont au moins un point commun.  Tous les trois aiment faire de la com. –pas toujours subliminale – quitte à parler pour ne rien dire. Propos …flous « Ny tenin’ny Filoham-pirenena ». C’était l’émission dominicale de Marc Ravalomanana du temps où il était aux affaires. Sur ... Lire la suite »

Andry Andriamanga : Devant la barre ce-jour

profil

Il a été parmi les pionniers de la protection environnementale et s’affichait au premier plan, au nom de l’ONG Alliance Voahary Gasy, pour dénoncer les magouilles des mafias des bois de rose. Une audace qui l’a emmené certainement à être nommé directeur auprès du ministère de l’Environnement à un certain moment. Et pourtant, cette promotion n’a été que de courte ... Lire la suite »

Elaboration des Schémas d’Aménagement Communal : 62 consultants bénéficient d’un renforcement de capacité

SAC-300x150

Le ministre Narson Rafidimanana (au milieu) et les responsables au sein du M2PATE entourés par les 62 consultants en élaboration des Schémas d’Aménagement Communal. (Photo fournie) Le ministère auprès de la Présidence en charge des Projets Présidentiels, de l’Aménagement du Territoire et de l’Equipement (M2PATE) a dispensé – à travers la Direction Générale de l’Aménagement du Territoire (DGATE) – une ... Lire la suite »

Rivo Rakotovao interpelle le TIM

profil

Suite à la nouvelle demande du parti de l’ancien président Marc Ravalomanana de faire une manifestation ce 29 juillet 2017 à l’occasion de s 15 printemps du parti, Rivo Rakotovao, membre du parti HVM (parti du pouvoir) interpelle le TIM. Pour lui, le parti TIM ne devrait pas insister pour ce grand rassemblement. Rivo Rakotovao d’expliquer que ce parti ne ... Lire la suite »

Tsy mandroso ny toekarena: tsy hita taratra ny famoronana orinasa

profil

Maro ireo andiana mpandraharaha nitsidika teto, tato anatin’ny telo taona. Tsy hita ny fiverenan’izy ireny, tsy misy ny tohin’ny fihaonana sy ny fandalovany, indrindra ny lafiny famokarana, indostria ary ny fananganana fotodrafitrasa. Ny hany niroborobo ny lafiny raharaham-barotra sy ny servisy. Anisan’ny mpandraharaha nitsidika teto amintsika ny avy any Canada, Maraoka, India, Tiorkia, Sina. Ireto […] Powered by Madagascar Actualitéa Lire la suite »

Tetikasa fampandrosoana: ho fitaratra sy fakan-tahaka ireo mpiofan’ny ESDES

ACDM

Nahavita fiofanana ary notolorana fanamarinana ny nahavitana izany ireo mpianatry ny ESDES miisa 30, etsy Ambatomitsangana. « Nidina ifotony niara-niaina amin’ireo tantsaha ianareo ahafahana mijery ny fampandrosoana ny eny ambanivohitra. Nanovo fanofanana ho amin’ny tetikasa… Nandray ny faneva ho tompon’andraikitra sy ho fakan-tahaka », hoy ny filohan’ny ONG ACDM, Hanitriniana, tamin’ny lahateniny, tetsy Tsiadana ny asabotsy teo. […] Powered by Madagascar Actualitéa Lire la suite »

“Tsenabe Tangorogna 2017”: jerena ny tontolo ambanivohitra any Alaotra Mangoro

Tangorogna-24-jolay

Nanokatra ny tsenabe « Tangorogna 2017 », distrikan’Ambatondrazaka, faritra Alaotra-Mangoro, nanomboka ny 18 nifarana omaly 23 jolay, ny Praiminisitra Mahafaly Olivier. Ankoatra izay, nitokana ny laboratoara mikirakira sy mamorona masomboly ary nametraka vato fehizoro ho fananganana biraon’ny faritra Alaotra Mangoro ihany koa ny tenany. Fotoana iray ahafantarana ny ezaka ataon’ny tantsaha ny tsenabe. Ataon’ny fitondram-panjakana, ankehitriny, ny […] Powered by Madagascar Actualitéa Lire la suite »

Kianjan’ny Kanto: nomarihina ny “Mandela Day”

ROSSY-3

Andro natokana ho an’i Mandela ny zoma 21 jolay teo. Tsy diso anjara tamin’ny fanamarihana izany ny tetsy amin’ny Kianjan’ny Kanto, ny alin’io. Fotoana nifanomezana hanohizana ny fanehoana firaisankina ihany koa, noho ny voina izany nahazo ny toerana, andro vitsivitsy lasa izany. Tsara fanomboka ny fampisehoana: fanehoana ny afo nandrava sy ny finiavana hanangana no […] Powered by Madagascar Actualitéa Lire la suite »

« Lalao Biblia Quiz » – FMBM: ho fanorenana ny trano foibe vaovao

FMBM-24-jolay

Nifarana, ny 30 jona 2017, ny lalao fifaninanana « Biblia Quiz”, nokarakarain’ny Fikambanana mampiely Baiboly malagasy (FMBM), ary ny 21 jolay teo, natolotra ny fanomezana ho an’ireo olona 60 nandresy, tao amin’ny efitrano lehiben’ny Iscam. Nahazo ny voalohany Raharimanantsoa Tafika, tamin’ny isa 25 547 700 ; faharoa Raherinirina Léon, isa 13 785 500 ary fahatelo Rasolofoarison Diminarivo Jean […] Powered by Madagascar Actualitéa Lire la suite »

Rugby: samy nanao ny azy…

rugby2407

Nizara roa ny ekipa, nizara roa koa ny mpijery, nandritra ny fiadiana ny ho tompondakan’ny ligin’Analamanga, taranja rugby. Samy nanao ny azy mantsy ny ligin’Analamanga, nanatontosa izany, tetsy amin’ny kianjaben’i Mahamasina. Ny Comité ad’hoc kosa, nanohy ny azy, teny amin’ny kianja Makis Andohatapenaka. Na izany aza, tsy tonga nanatanteraka ny lalao tokony ho nikatrohany tamin’ny […] Powered by Madagascar Actualitéa Lire la suite »