Dernières nouvelles

Fanampian’ny Banky iraisam-pirenena (CPP)*: 50 % fanomezana, 50 % trosa tsy misy zana-bola

Herilanto-28-jolay

Nampahafantarina, omaly, ny fankatoavan’ny filankevi-pitantanan’ny Banky iraisam-pirenena ny fiaraha-miasa vaovao eo amin’i Madagasikara sy ity mpamatsy vola ity (CPP). Nanatrika ny fotoana fampahafantarana izany, ny minisitry ny Toekarena, Raveloharison Herilanto ; ny minisitry ny  Fitantanam-bola, Andriambololona Vonintsalama, sy ireo avy amin’ny sehatra maro.  Fiaraha-miasa manomboka ny taona 2017 hatramin’ny 2021, novolavolaina sy nakan-kevitra tamin’ny fitondram-panjakana malagasy […] Powered by Madagascar Actualitéa Lire la suite »

Nolavina ny fangatahan’ny Tim: nakaton’ny prefet i Mahamasina.

Tim-7

Efa nampoizina. Namoaka fanambarana ny eo anivon’ny prefektiora, omaly, fa tsy azon’ny Tim hatao ny manao hetsika hankalazana ny faha-15 taony etsy amin’ny kianjaben’i Mahamasina, ny asabotsy izao. Nitohy avy hatrany amin’ny fanakatonana ity kianja ity izany. Nitondra valin-kafatra avy hatrany ny Tim, manoloana izany. “Tsy nisy hetsika an-dalambe na fanohintohinana ny hetsika natao. Tsy […] Powered by Madagascar Actualitéa Lire la suite »

Nametraka taratasy fangataham-pamelana izy ireo: naverin-dry zalahy ilay lakolosy nangalariny efa ho herintaona

Lakolosy28.7.17

Tena niova fo sa tsy nahita mpividy ? Naverin’ireo  mpangalatra omaly vao maraina ny lakolosin’ny fiangonana iray ao Morombe faritra Atsimo Andrefana, very efa ho herintaona lasa izay. Araka ny fampitam-baovao voaray avy any an-toerana, olona teo an-tanàna ihany no nahita ilay lakolosy ka rehefa nojerena dia hita fa ilay lakolosin’ny fiangonana iray ao an-toerana efa […] Powered by Madagascar Actualitéa Lire la suite »

Bongolava: olona roa matin’ny dahalo

Omby28.7.17

Olona roa indray maty voatifitry ny dahalo nandritra ny fanafihan-dahalo tao Fierenena afakomaly. Lasan’ireo dahalo nandritra ny fanafihana ny omby miisa 50 teo ho eo. Mitaraina ny mponina fa tao anatin’ny herinandro izay, manao ny ataony ny dahalo ao Bongolava. Tao Ambatomainty lasan’ny malaso  ny omby anjatony. Miverina fotsiny ireo mpanara-dia noho ny fahasarotan’ny lalana […] Powered by Madagascar Actualitéa Lire la suite »

Antsalova: trano miisa sivy indray nodoran’ny dahalo

profil

Mirongatra izaitsizy ny asan-dahalo ao Mahatsinjo, kaominina Bemaraha Atsinanana na Tsiandro distrik’Antsalova. Raha ny zava-nitranga tany an-toerana afakomaly, nodoran’ny andian-dahalo nandritra ny fanafihana ny trano miisa sivy. Olona roa indray naratra mafy voadaroka teo amin’ny lohany. Araka ny fampitam-baovao voaray avy any an-toerana, niditra an-keriny tao an-trano ireo dahalo tamin’io fotoana io ka nidaroka avy hatrany […] Powered by Madagascar Actualitéa Lire la suite »

Port Berger: taksiborosy nifandona, nahafaty olona roa

accident-1

Taksiborosy roa, fiara karandalina sy Mazda iray, nifandona tany Port Berger, omaly hariva, ka nahafatesana olona roa. Olona maro hafa ihany koa naratra vokatr’izany tao amin’ity fiara kely. Mbola nosokirina tao anaty fiara ireo naratra rehetra sy ireo olona roa maty. Araka ny vaovao avy any an-toerana, samy nandeha mafy ireo fiara roa ireo ka […] Powered by Madagascar Actualitéa Lire la suite »

Vonoan’ olona tany Brickaville: tovolahy tsy ampy taona voaheloka roa taona an-tranomaizina

vonoalonolona

Hentitra ny fitsarana na nisy karazana famindram-po ihany aza, tamin’ny didy navoakany ho an’ity tovolahikely voampanga ho namono olona. Voaheloka roa taona an-tranomaizina sazy mihatra izy io. Tovolahy vao 16 taona monja no voaheloka roa taona an-tranomaizina noho ny vonoan’olona. I Leocady Resie André, antsoina hoe Babasa, sy Rafanomezantsoa Noelson, antsoina hoe Noely, Dimilahy Roger […] Powered by Madagascar Actualitéa Lire la suite »

Baisse du taux de réussite en perspective

profil

Les épreuves du baccalauréat se sont terminées hier 27 juillet, du moins en ce qui concerne l’enseignement général. Ceux qui passent le bacc technique reprendront les examens la semaine prochaine. Le Bacc 2017 a été marqué par un fort taux d’abandon et/ou d’absentéisme. De quoi envisager une énième baisse du taux de réussite. Presque dans toutes les Circonscriptions scolaires (Cisco) ... Lire la suite »

Reconstructions d'Epp et Ceg 5 mois après

profil

Cinq (5) mois se sont écoulés après le passage du terrible cyclone Enawo qui a fait des ravages dans toute la Grande île, du nord au sud. Après cinq mois, on en oublie presque son existence sauf que le ministère de l’Education nationale est là pour nous le rappeler. En effet, ce n’est que maintenant que le ministère procède à ... Lire la suite »

MFB: accueil officiel de la nouvelle ministre

MFB-280717

Vonintsalama Andriambololona, la nouvelle ministre des Finances et du budget fraîchement nommée, a été reçue officiellement, hier, à Antaninarenina par la famille du ministère. Dans son allocution, la ministre a tenu à encourager ses collaborateurs dans la poursuite des efforts déjà entrepris et ce, dans le respect des textes en vigueur. Par ailleurs, elle a […] Powered by Madagascar Actualitéa Lire la suite »